Fampianaran’ny Mpitandrina

NY TENIN’ANDRIAMANITRA DIA TENY VOAZAHA TOETRA

Salamo 119 :139-141 : « Efa maharitra aina ahy ny fahasaro-piaroko, Satria nanadino ny teninao ny mpandrafy ahy. Voazaha toetra tamin’ ny memy ny teninao, Ka dia tian’ ny mpanomponao. Kely aho ka natao ho tsinontsinona; Nefa tsy hadinoiko ny didinao ». VOAZAHA TOETRA NY TENIN’ANDRIAMANITRA ...

FANTATRAO VE NY LAKLEN’NY FAHOMBIAZANA?

« Ary rehefa nataony izany, dia nahazo hazandrano be dia be izy, ka efa nisy triatra ny haratony ». Lioka 5 :6 FANTATRAO VE RY HAVANA NY LAKLEN’NY FAHOMBIAZANA ? Fantatrao ve ny le laklen’ny fahombiazana ? Raha anontaniana ianao ...

ANDRIAMANITRA DIA MARINA – JUSTE

« Marina Ianao, Jehovah o, Ary mahitsy ny fitsipikao. Efa voadidinao amin'ny fahamarinana sy ny fahatokiana indrindra ny teni-vavolombelonao ». Salamo 119 :137-138 Fantatsika fa ny Salamo 119 manontolo dia mampianatra sy mankalaza ny tenin’Andriamanitra. MARINA NY TENIN’ANDRIAMANITRA Ilay marina, ...

10 FEBROARY 2020 – 16 FEBROARY 2020

LAKLEN’NY FAHOMBIAZANA ( Lioka 5 :6 ) Fantatrao ve ny le laklen’ny fahombiazana ? Tsy ny expérience professionnelle no laklen’ny fahombiazana (and.5). Ary tsy ny faharetana na ny fikelezana aina ihany koa. Fa inona? Voalohany indrindra, mila vonto fampianarana ianao, ...

FANTARO FA TENIN’NY FAHASOAVANA NY BAIBOLY

« Ary ankehitriny izaho manolotra anareo ho amin'Andriamanitra sy ho amin'ny tenin'ny fahasoavany, izay mahay mampandroso sy manome lova anareo eo amin'izay rehetra nohamasinina ». Asan’ny Apostoly 20 :32 Fantaro ry havana, fa ity Baiboly ity, ity Soratra Masina ity ...

03 FEBROARY 2020 – 09 FEBROARY 2020

TENIN’NY FAHASOAVANA (Asa. 20 :32) Lazaina hoe « tenin’ny fahasoavana » ny Baiboly. Tenin’ny fahasoavana satria mirakitra fahasoavana, dia ilay fitiavan’Andriamanitra manova, mi-transformer. Voalohany indrindra, mahay mampandroso ny tenin’ny fahasoavana : « mampandroso vers la perfection spirituelle ». Faharoa, mampitombo ...