« Ny harena malaky azo foana eo am-boalohany dia tsy hotahina any am-parany ». Ohabolana 20 :21
DIEM : « Izay maika hangoron-karena am-boalohany, dia tsy hotahina any am-parany »
HARENA MALAKY AZO
Araka ny hevitrao, inona no voarakitr’izany hoe : « harena malaky azo » izany ?
Lova be mitontona tampoka ?
Vola be azo avy amin’ny fanaovana kolikoly ?
Volabe azo avy amin’ny fanaovana loto/loterie ?
Vola be azo avy amin’ny PMU ?
…
Tsy misy tezitra fa samy mieritreritra am-po.
Amena