"Dia tahaka izany koa ianareo, rehefa vitanareo izay rehetra nandidiana anareo, dia ataovy hoe:
Mpanompo tsy mahasoa izahay; ny tokony ho nataonay ihany no efa nataonay".
Lioka 17:10