Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin'izany mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra'. Lioka 10 : 1-7 (and.2)
Tohiny

"Aza kosehina ny soa nataoko tao amin'ny tranon'Andriamanitro sy ny amin'ny raharaha tokony hatao ao". Nehemia 13 : 10-14 (and.14b)
Tohiny

"Hohasoavina anie izay manisy soa anao, ary ho voaozona anie izay manozona anao!" . Nomery 24 : 1-14 (and.9)
Tohiny

"Ary ny Tompo anie hampitombo sy hampandroso anareo amin'ny fifankatiavana sy ny fitiavana ny olona rehetra, dia tahaka anay aminareo koa".  I Tesaloniana 3 : 11-13 (and.12)
Tohiny