Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"...mba handehananareo miendrika ny Tompo, hanaovana ny sitrapony amin'ny zavatra rehetra, dia mahavokatra amin'ny asa tsara rehetra sady mitombo amin'ny fahalalana tsara an'Andriamanitra".  Kolosiana 1 : 10
Tohiny

"Ranonoram-pitahiana no nalatsakao tamin'ny lovanao, Andriamanitra o; ary raha kotra izy, dia novelombelominao".  Salamo 68 : 9
Tohiny

"Ary niantso ny roa ambin'ny folo lahy hankeo aminy Izy ka naniraka azy tsiroaroa sy nanome azy fahefana hamoaka fanahy maloto".  Marka 6 : 7
Tohiny

"Koa mihainoa ahy ianareo, anaka; Fa sambatra izay manaraka ny diako". Ohabolana 8 : 32
Tohiny