Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Satria efa renay fa ny sasany izay avy tany aminay efa nanao teny nampitabataba anareo ka namadika ny sainareo, kanefa tsy nasainay nanao izany izy".Asan'ny Apostoly 15 : 22-29 (and.24)
Tohiny

"Ary ianareo hataon'ny firenena rehetra hoe sambatra; fa ho tany mahafinaritra ianareo, hoy Jehovah, Tompon'ny maro".  Malakia 3 : 7-12 (and.12)
Tohiny

"Eny an-tanany ny fikororohany hanadiovany tsara ny am-pamoloany ka hanangonany ny vary ho any amin'ny sompiny; fa ny akofa sy ny mololo hodorany amin'ny afo tsy azo vonoina".  Lioka 3 : 15-18 (and.17)
Tohiny

"Fa famindram-po no sitrako, fa tsy fanatitra alatsa-drà, ary fahalalana an'Andriamanitra noho ny fanatitra dorana". Hosea 6 : 6-11 (and.6)
Tohiny