"Fa raha misy efa afaka amin'ny fahalotoan'izao tontolo izao noho ny fahalalana tsara an'i Jesoa Kristy, Tompo sy Mpamonjy, nefa voasingotr'izany indray ka resy, ny farany dia ratsy noho ny voalohany". 2 Petera 2:20
Tohiny
"Ary Maria, rehefa naka menaka manitra nisy narda sady tsara no saro-bidy, lanjan'iray livatra, dia nanosotra ny tongotr'i Jesoa sy namaoka ny tongony tamin'ny volondohany; ary feno ny hanitry ny menaka ny trano." Jaona 12:3
Tohiny
"Koa amin'izany sikino ny sainareo, dia mahonona tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay ho entina ho anareo amin'ny hisehoan'i Jesoa Kristy". 1 Petera 1:13
Tohiny
"Avy amin'i Jehovah no mahalavorary ny dian'ny olona, ka Izy no mankasitraka ny lalany." Salamo 37:23
Tohiny



