"Ary tandremo ny didiko, ka araho izany: Izaho no Jehovah, Izay manamasina anareo". Levitikosy 20:8
Tohiny
"Ary Izy no nahafaka anay tamin'izao fahafatesana lehibe izao, ary mbola hanafaka ihany; eny, Izy no antenainay fa mbola hanafaka anay koa". 2 Korintiana 1:10
Tohiny
"Izany no nahatongavan'i Hebrona ho lovan'i Kaleba, zanak'i Jefone, Kenizita, mandraka androany satria tanteraka tamin'ny fanarahana an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, izy." Josoa 14:14
Tohiny
"Ianareo no fanasin'ny tany; fa raha ny fanasina no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy? Tsy misy heriny hanaovana na inona na inona intsony izy, fa hariana any ivelany ka hohitsahin'ny olona". Matio 5:13
Tohiny



