Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Iza no lehilahy matahotra an'i Jehovah? Izy no hampianariny izay lalana tokony hofidiny". Salamo 25:12
Tohiny

"Koa amin'izany aza matahotra azy ianareo; fa tsy misy afenina izay tsy haseho, na takona izay tsy ho fantatra". Matio 10:26
Tohiny

"Koa raha manana ireo teny fikasana ireo isika, ry malala, dia aoka isika hanadio ny tenantsika ho afaka amin'ny fahalotoana rehetra, na amin'ny nofo, na amin'ny fanahy, ka hahatanteraka ny fahamasinana amin'ny fahatahorana an'Andriamanitra". 2 Korintiana 7:1
Tohiny

"Dia hoy Mosesy tamin'ny olona: Aza matahotra; fa tonga Andriamanitra mba hizaha toetra anareo, ary mba ho eo anatrehan'ny tavanareo ny fahatahorana Azy, mba tsy hanotanareo". Eksodosy 20:20
Tohiny