Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary izy ireo naharesy azy noho ny amin'ny ran'ny Zanak'ondry Sy ny teny filazana Azy, Ary tsy nankamamy ny ainy intsony izy, na dia ho faty aza". Apokalypsy 12:11
Tohiny

"Aoka ho faly sy ho ravoravo aminao izay rehetra mitady Anao; aoka izay rehetra tia ny famonjenao hanao mandrakariva hoe: hankalazaina anie Jehovah". Salamo 40:16
Tohiny

"Fa efa tonga ny Zanak'olona hitady sy hamonjy ny very". Lioka 19:10
Tohiny

"Ary Jesoa namaly azy hoe: Tonga ny fotoana hankalazana ny Zanak'olona". Jaona 12:23
Tohiny