"Fa raha tsy mamela ny fahadisoan'ny olona ianareo, dia tsy hamela ny fahadisoanareo ny Rainareo". Matio 6:15
Tohiny
"Ka dia ho avy ireny ka hihoby ao amin'ny havoan'i Ziona, dia hitanjozotra ho any amin'ny zava-tsoan'i Jehovah, dia ny vary sy ny ranom-boaloboka sy ny diloilo sy ny zank'ondry ary ny zanak'omby; ary ny fanahiny ho toy ny tanimboly vonton-drano, ka tsy hihamalazo intsony". Jeremia 31:12
Tohiny
" Mivoaha amin'ity lehilahy ity, ry fanahy maloto". Marka 5:8b
Tohiny
"Enga anie ka ho azoko izay angatahiko, ary homen'Andriamanitra ahy anie izay iriko!". Joba 6:8
Tohiny