"Ary hoy Abnera tamin'i Davida: Hiainga aho, dia handeha hamory ny Isiraely rehetra ho ety aminao mpanjaka tompoko, mba hanaovany fanekena aminao ary hanjakanao amin'izay rehetra irin'ny fonao". 2 Samoela 3:21
Tohiny
"Ny olona tena ratsy fanahy sy mpanao ratsy dia ilay mandehandeha manao vava ratsy" Ohabolana 6:12
Tohiny
"Ary hoy Mosesy tamin'ny olona: Aza matahotra ianareo, mijanona, fa ho hitanareo ny famonjen'i Jehovah, izay hataony ho anareo anio; fa ny Egyptiana, izay hitanareo anio, dia tsy ho hitanareo intsony mandrakizay". Eksodosy 14:13
Tohiny
"Ary Jesoa nijery azy ka nanao hoe: Ahoana moa izao voasoratra izao: Ny vato izay nolavin'ny mpanao trano, Dia izy no efa natao fehizoro? (Salamo 118 : 22)". Lioka 20:17
Tohiny