Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Satria Izaho no niraiketan'ny fitiavany, Dia hamonjy azy Aho, Hanandratra azy ho any amin'ny avo Aho, satria mahalala ny anarako izy". Salamo 91:14
Tohiny

"Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesoa Kristy Tompontsika, Izay nitahy antsika tao amin'i Kristy amin'ny fitahiam-panahy rehetra any an-danitra". Efesiana 1:3
Tohiny

"Jehovah no Mpanjaka, aoka ho faly ny tany; Aoka ho ravoravo ny nosy maro". Salamo 97:1
Tohiny

"Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Indro, hamonjy ny oloko avy any amin'ny tany atsinanana sy amin'ny tany andrefana Aho; ary hitondra azy Aho, ka honina any Jerosalema izy; dia ho oloko izy, ary Izaho kosa ho Andriamaniny amin'ny fahamarinana sy ny fahitsiana". Zakaria 8:7-8
Tohiny