"Ary ny Tompo niteny tamin'i Paoly tamin'ny fahitana nony alina ka nanao hoe: Aza matahotra, fa mitenena ihany, ka aza mangina; fa Izaho momba anao, ary tsy hisy olona hihazona anao hanisy ratsy anao; fa manana olona maro amin'ity tanàna ity Aho". Asan'ny Apostoly 18:9-10
Tohiny
"Ary Jesoa nanatona dia niteny taminy ka nanao hoe: Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany" Matio 28:18
Tohiny
"Dia tsarovy ny amin'ny nandraisanao sy ny nandrenesanao, ary tano mafy, ka mibebaha. Koa raha tsy hiambina ianao, dia ho tonga toy ny fihavin'ny mpangalatra Aho, ka tsy ho fantatrao izay ora hihaviako aminao". Apokalypsy 3:3
Tohiny
"Ny olonao tamàn-toerana teo; mamboatra ho an'ny ory araka ny fahasoavanao Ianao, Andriamanitra o". Salamo 68:10
Tohiny



