Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary raha nasandratr'i Mosesy ny tanany, dia nahery ny Isiraely; fa raha nampidininy ny tanany, dia nahery kosa ny Amalekita". Eksodosy 17:11  
Tohiny

"Dia tahaka izany koa ianareo, rehefa vitanareo izay rehetra nandidiana anareo, dia ataovy hoe: Mpanompo tsy mahasoa izahay; ny tokony ho nataonay ihany no efa nataonay". Lioka 17:10
Tohiny

"Aza matahotra azy ianareo; ny Tompo lehibe sy mahatahotra no tsarovy, ka miadia hiaro ny rahalahinareo sy ny zanakareo-lahy sy ny zanakareo-vavy sy ny vadinareo ary ny tranonareo". Nehemia 4:8b
Tohiny

"Miadia ny ady tsaran'ny finoana, hazony ny fiainana mandrakizay; fa ho amin'izany no niantsoana anao koa sy nanaovanao ilay fanekena tsara teo imason'ny vavolombelona maro". 1 Timoty 6:12
Tohiny