"Ampandreneso ny famindram-ponao aho nony maraina, Fa Ianao no itokiako; Ampahalalao ahy izay lalana tokony halehako, Fa aminao no ananganako ny fanahiko". Salamo 143 : 7-12 (and.8)
Tohiny
"Ary notsindrian'ny Fanahin'i Jehovah Gideona, dia nitsoka anjomara izy, ka nivory nanaraka azy ny Abiezrita". Mpitsara 6 : 33-40 (and.34)
Tohiny
"Isaorana anie ny Tompo Andriamanitry ny Isiraely; Fa nitsinjo ny olony Izy ka nanao fanavotana ho azy". Lioka 1 : 67-80 (and.68)
Tohiny
"Ary aza manolotra ny momba ny tenanareo ho amin'ny ota ho fiadian*'ny tsy fahamarinana; fa atolory ny tenanareo ho an'Andriamanitra, toy ny efa maty nefa velona, ary ny momba ny tenanareo ho fiadian**'ny fahamarinana ho an'Andriamanitra". [*Na: fiasan'] [** Na: fiasan'] Romana 6 : 8-14 (and.13)
Tohiny
