Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Jehovah mankasitraka izay matahotra Azy, Dia izay manantena ny famindram-pony".  Salamo 147 : 1-11 (and.11)
Tohiny

"Fa efa miseho ny fahasoavan'Andriamanitra, izay famonjena ny olona rehetra".Titosy 2 : 11-15 (and.11)
Tohiny

"Indro, ny mason'i Jehovah mitsinjo izay matahotra Azy, dia izay manantena ny famindram-pony".  Salamo 33 : 18-22 (and.22)
Tohiny

"Fa ny masoko efa nahita ny famonjenao".  Lioka 2 : 25-32 (and.30)
Tohiny