Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary nony niditra tamin'izany ora izany izy, dia nisaotra an'Andriamanitra ka nilaza Azy tamin'izay rehetra niandry ny fanavotana tao Jerosalema".  Lioka 2 : 36-38 (and.38)
Tohiny

"Ary mbola irinay ianareo rehetra samy haneho izany fahazotoana izany mba hahazo ny fahatokiana be ny amin'ny fanantenana hatramin'ny farany".  Hebreo 6 : 4-12 (and.11)
Tohiny

"Ary hisy lalana voavoatra halehan'ny olony sisa, izay sisa avy any Asyria, dia toy ny ho an'ny Isiraely tamin'ny andro niakarany avy tany amin'ny tany Egypta".  Isaia 11 : 10-16 (and.16)
Tohiny

"Voninahitra any amin'ny avo Indrindra ho an'Andriamanitra! Ary fiadanana ho ety ambonin'ny tany amin'ny olona ankasitrahany. Lioka 2 : 8-14 (and.14)
Tohiny