Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary rehefa nahatapitra izay fakam-panahy rehetra ny devoly, dia nandao Azy izy aloha". Lioka 4 : 1-13 (and.13)
Tohiny

"Ary na zovy na zovy no hiantso ny anaran'i Jehovah dia ho afa-mandositra".  Joela 3 : 1-5 (and.5)
Tohiny

"Koa ahoana no andrenesantsika ireo miteny amin'ny fitenintsika avy ny asa lehibe ataon'Andriamanitra?" Asan'ny Apostoly 2 : 1-11 (and.11)
Tohiny

"Fa amin'izao kosa dia aoka hariany lavitra Ahy ny fijangajangany sy ny sampin*' ny mpanjakany, ka dia honina ao aminy mandrakizay Aho". [*Hebreo: fatin']  Ezekiela 43 : 1-9 (and.9)
Tohiny