Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Dia talanjona izy rehetra ka niahanahana sady niresaka hoe: Ahoana no tokony ho hevitr'izany? Fa ny sasany nihomehy ka nanao hoe: Leon-divay mamy ireo".  Asan'ny Apostoly 2 : 5 - 13 (and.12-13)
Tohiny

"Fantatsika fa Andriamanitra tsy mihaino ny mpanota; fa izay mivavaka aminy sy manao ny sitrapony no henoiny".  Jaona 9 : 24-34 (and.31)
Tohiny

"Ary tsy ketraka izahay; fa na dia mihalevona aza ny toetray ivelany, dia havaozina isan'andro isan'andro kosa ny toetray* anatiny". [*Ny olonay]. II Korintiana 4 : 16-18 (and.16)
Tohiny

"Esory ho afaka aminareo ny fahadisoanareo rehetra izay nataonareo, ka manaova fo vaovao sy fanahy vaovao ho anareo; fa nahoana no ho faty ianareo, ry taranak'Isiraely?"  Ezekiela 18 : 23-32 (and.31)
Tohiny