"Fa izaho kosa dia feno hery, dia ny Fanahin'i Jehovah, Mbamin'ny rariny sy ny faherezana, Mba hanambara amin'i Jakoba ny helony Sy amin'Isiraely ny fahotany". Mika 3:8
Tohiny
"Fa mbola ato anatiko ihany ny aiko, ary eo am-bavoroko ny Fanahin'Andriamanitra". Joba 27:3
Tohiny
"Ny Fanahy dia miara-milaza amin'ny fanahintsika fa zanak'Andriamanitra isika. Ary raha zanaka, dia mpandova; eny, sady mpandova an'Andriamanitra no mpiray lova amin'i Kristy koa, raha miara-miaritra aminy isika mba hiara-manam-boninahitra aminy koa". Romana 8:16-17
Tohiny
"Fa ianareo kosa no hatao hoe mpisoron'i Jehovah,Mpanao fanompoam-pivavahana ho an'Andriamanitsika no hilazana anareo ; ho lasanareo ny haren'ny firenena, ary handimby voninahitra azy ianareo". Isaia 61:6
Tohiny



