Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao". — Apokalypsy 3 : 11
Tohiny

"Tomoera ety amiko, ka aza matahotra; fa izay mikatsaka ny aiko no mikatsaka ny ainao koa; fa eto amiko no hahavoavonjy anao". — I Samoela 22 : 23
Tohiny

"Andriamanitro efa naniraka ny anjeliny ka nanakombona ny vavan'ny liona tsy handratra ahy, satria fahamarinana no hitany tamiko; ary teo anatrehanao koa, ry mpanjaka o, tsy nanao ratsy aho". — Daniela 6 : 23
Tohiny

"Fa Kristy no anton'ny ahavelomako, ary ny fahafatesana no hahazoako tombony". — Filipiana 1 : 21
Tohiny