Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Izay maharesy dia havelako hiara-mipetraka amiko eo ambonin'ny seza fiandrianako, dia tahaka ny nandreseko kosa sy ny niarahako nipetraka amin'ny Raiko eo ambonin'ny seza fiandrianany".  Apokalypsy 3 : 16-22 (and.21)
Tohiny

"Ary Jesoa dia onena azy ka naninjitra ny tanany, dia nanendry azy ka nanao taminy hoe: Mety Aho; madiova ianao". — Marka 1 : 40-45 (and.41)
Tohiny

"Fa ampifalinao amin'ny nataonao aho Jehovah o; Ny asan'ny tananao no hihobiako".  Salamo 92 : 1-6 (and.4)
Tohiny

"Jehovah o, ampivereno aminao izahay, mba hiverenanay; Havaozy ho toy ny fahiny ny andronay".  Fitomaniana 5 : 19-22 (and.21)
Tohiny