Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary hoy Izy taminy: Ny Sabata no natao ho an'ny olona, fa tsy ny olona ho an'ny Sabata'.  Marka 2 : 23-27 (and.27)
Tohiny

"Mihevera izany ankehitriny, ianareo izay manadino an'Andriamanitra, fandrao hamiravira Aho, ka tsy hisy hamonjy".  Salamo 50 : 16-23 (and.22)
Tohiny

"Ary rehefa nampiantsona ny sambokeliny teo an-tanety izy, dia nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka an'i Jesoa".  Lioka 5 : 1-11 (and.11)
Tohiny

"Ary mangataka amin'Andriamanitra izahay mba tsy hanao izay ratsy ianareo " II Korintiana 13 : 5-10 (and.7a)
Tohiny