"Koa aoka ho fantatry ny taranak'isiraely rehetra marimarina fa iny Jesoa nohomboanareo tamin'ny hazo fijaliana iny dia efa nataon'Andriamanitra ho Tompo sy Kristy". Asan'ny Apostoly 2 : 29-39 (and.36)
Tohiny
"Koa aoka izay rariny no hodinihintsika, ary aoka hiara-mamantatra izay tsara isika". Joba 34 : 1-9 (and.4)
Tohiny
"Mandehana aloha, ataovy izay hihavananao amin'ny rahalahinao, ary rehefa miverina, dia vao atero ny fanatitrao". Matio 5 : 21-24 (and.24b)
Tohiny
"Izao no nisehoan'ny Zanak'Andriamanitra, dia ny handrava ny asan'ny devoly'. I Jaona 3 : 7-9 ( and.8b)
Tohiny



