Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary rehefa tafiditra tao an-trano izy, dia nahita ny Zazakely sy Maria reniny ka niankohoka teo anatrehany; ary nony efa nosokafany ny fitehirizan-drakiny, dia nanolotra zavatra ho Azy izy, dia volamena sy zava-manitra ary miora". — Matio 2 : 11
Tohiny

"Manompoa an'i Jehovah amin'ny fahatahorana, ary mifalia amin'ny fangovitana". — Salamo 2 : 11
Tohiny

"Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesoa Kristy Tompontsika, Izay nitahy antsika tao amin'i Kristy amin'ny fitahiam-panahy rehetra any an-danitra" — Efesiana 1 : 3
Tohiny

"Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny heloka; Koa Andriamanitra, dia Andriamanitrao, efa nanoso-diloilo fifaliana Anao Mihoatra noho ny namanao" (Salamo 45:6-7). — Hebreo 1 : 9
Tohiny