"Ary raha ny fahatafintohinany no tonga haren'izao tontolo izao, ary ny nihenany no tonga haren'ny jentilisa, mainka fa ny hafenoany". — Romana 11 : 12
Tohiny
"Ary tamin'izany andro izany dia nanomboka nitori-teny Jesoa ka nanao hoe: Mibebaha ianareo, fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra". — Matio 4 : 17
Tohiny
"Fa hoy Jehovah tamiko: Aza manao hoe: Mbola zaza aho; fa handeha amin'izay rehetra hanirahako anao ianao, ary izay rehetra handidiako anao no hambaranao". — Jeremia 1 : 7
Tohiny
"Ka dia tsy mpanompo intsony ianao, fa zanaka: ary raha zanaka, dia mpandova koa noho ny ataon'Andriamanitra". — Galatiana 4 : 7
Tohiny



