"Ary hoy Andriamanitra tamin'i Abrahama: Aoka tsy ho ratsy eo imasonao ny amin'ny zaza sy ny andevovavinao; fa izay rehetra lazain'i Saraha aminao, dia ekeo ny teniny, fa avy amin'Isaka no hantsoina izay taranaka ho anao". Genesisy 21 : 9-19 (and.12)
Tohiny
"Anaka, aza manadino ny lalàko; Fa aoka ny fonao hitandrina ny didiko". Ohabolana 3 : 1-12 (and.1)
Tohiny
"Dinihinareo* ny Soratra Masina, satria ataonareo fa ao aminy no anananareo fiainana mandrakizay, ary ireny no manambara Ahy". [*Na: Diniho] Jaona 5 : 39-45 (and.39)
Tohiny
"Ny fahamarinanao tsy mba nafeniko tato am-poko; ny fahamarinanao sy ny famonjenao no nambarako; tsy nanafina ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao tamin'ny fiangonana lehibe Aho". — Salamo 40 : 1-10 (and.10)
Tohiny