"Fa avy aminy no nanaovana anareo ho ao amin'i Kristy Jesoa, Izay nataon'Andriamanitra fahendrena sy fahamarinana sy fahamasinana ary fanavotana ho antsika". — I Korintiana 1 : 30
Tohiny
"Dia hoy Jesoa taminy: Andeha hanaraka Ahy, fa hataoko mpanarato olona ianareo". — Matio 4 : 19
Tohiny
"Ary rehefa nisakafo izy, dia hoy Jesoa tamin'i Simona Petera: Simona, zanak'i Jaona, moa ny fitiavanao Ahy mihoatra noho ny fitiavan'ireto? Hoy izy taminy: Eny, Tompoko; Ianao mahalala fa tia Anao aho. Dia hoy Izy taminy: Fahano ary ny ondrikeliko". — Jaona 21 : 15
Tohiny
"Ary hoy Izy tamin'ny anankiray koa: Manaraha Ahy. Fa hoy kosa izy: Tompoko, aoka aho aloha handeha handevina ny raiko. Fa hoy Jesoa taminy: Aoka ny maty handevina ny maty ao aminy; fa ianao kosa mandehana, ka mitoria ny fanjakan'Andriamanitra". — Lioka 9 : 59 - 60
Tohiny



