Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary sasao ny fitafianareo amin'ny andro fahafito, dia hadio ianareo; ary rehefa afaka izany, dia mahazo miditra eo amin'ny toby ianareo". — Nomery 31 : 24
Tohiny

"Fa ao amin'i Kristy Jesoa dia tsy mahasoa na ny famorana na ny tsy famorana, fa ny finoana izay miasa amin'ny fitiavana". — Galatiana 5 : 6
Tohiny

"Nefa ny ankabiazany dia tsy sitrak'Andriamanitra, fa naringana tany an'efitra". — I Korintiana 10 : 5
Tohiny

"Aza mitsara araka ny miseho, fa mba mitsarà marina". — Jaona 7 : 24
Tohiny