Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary matoky indrindra aho fa Izay nanomboka asa tsara ao anatinareo no hahatanteraka izany mandra-pihavin'ny andron'i Jesoa Kristy".— Filipiana 1 : 6
Tohiny

"Endrey, tsara sady mahafinaritra raha ny mpirahalahy no miara-monina". — Salamo 133 : 1
Tohiny

"Ry olombelona, efa naseho anao izay tsara Sy izay ilain'i Jehovah aminao, Dia izao ihany: Ny hanao ny marina sy ny ho tia famindram-po Ary ny hanaraka an'Andriamanitrao amin'ny fanetren-tena" — Mika 6 : 8
Tohiny

"Ary, indro, efa mipetraka ao amin'ny fototry ny hazo sahady ny famaky; koa ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia hokapohina ka hatsipy any anaty afo". — Lioka 3 : 9
Tohiny