"Ary hoy Jesoa taminy: Anaka, ny finoanao no nahasitrana anao; mandehana soa aman-tsara". Lioka 8 : 43-48 (and.48)
Tohiny
"Ary rehefa hita fa nanan-tarehy ho olona Izy, dia nanetry tena ka nanaiky hatramin'ny fahafatesana, dia ilay fahafatesana tamin'ny hazo fijaliana". Filipiana 2 : 5-8 (and.8)
Tohiny
"Iza moa no maharesy izao tontolo izao afa-tsy izay mino fa Jesoa no Zanak'Andriamanitra?" I Jaona 5 : 4-5 (and.5)
Tohiny
"Mijere Ahy, dia ho voavonjy ianareo, ry vazan-tany rehetra! Fa Izaho no Andriamanitra, ka tsy misy hafa". Isaia 45 : 22-25 (and.22)
Tohiny



