Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Mahereza ary, ka aoka hitombandahy isika ho an'ny firenentsika sy ny tanànan'Andriamanitsika; ary aoka Jehovah hanao izay sitrapony". II Samoela 10 : 6-12 (and.12)
Tohiny

"Fa nataonao ho fitahiana mandrakizay izy; ampifalinao indrindra amin'ny tavanao izy". Salamo 21 : 1-7 (and.6)
Tohiny

"Mandeha mahitsy izay matahotra an'i Jehovah; Fa mivily lalana kosa izay maniratsira Azy". Ohabolana 14 : 1-3 (and.2)
Tohiny

"Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao; Marina Izy sady manam-pamonjena". Zakaria 9 : 9-10 (and.9b)
Tohiny