Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Dia tsarovy ny amin'ny nandraisanao sy ny nandrenesanao, ary tano mafy, ka mibebaha. Koa raha tsy hiambina* ianao, dia ho tonga toy ny fihavin'ny mpangalatra Aho, ka tsy ho fantatrao izay ora hihaviako aminao". [*Grika: hiari-tory]  Apokalypsy 3 : 1-6 (and.3)
Tohiny

"Injany! misy feon'ny miantso mafy any an'efitra hoe: Amboary ny lalan'i Jehovah. Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany (Isaia 40:3), dia niseho Jaona, izay nanao batisa tany an'efitra ka nitory ny batisan'ny fibebahana ho famelan-keloka".  Marka 1 : 1-8 (and.3 - 4)
Tohiny

"Koa dia mibebaha; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao faingana Aho ka hamely ireo amin'ny sabatry ny vavako". Apokalypsy 2 : 12-17 (and.16)
Tohiny

"Ary Jesoa namaly ka nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary; tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka". — Lioka 5 : 27-32 (and.31 - 32)
Tohiny