Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Koa raha misy olona manadio ny tenany ho afaka amin'ireny, dia ho fanaka homem-boninahitra izy, efa nohamasinina ka mahasoa ho an'ny Tompo, voavoatra ho amin'ny asa tsara rehetra". — II Timoty 2 :19-21 (and. 21)
Tohiny

"Ary ireto no ilay voafafy teny amin'ny tany tsara, dia izay mandre ny teny ka mandray azy dia mamoa: ny sasany avy telo-polo heny, ny sasany avy enim-polo heny, ary ny sasany avy zato heny".  Marka 4 : 10-20 (and.20)
Tohiny

"Nefa ny mpaminany rehetra sy ny mpahita rehetra dia nasain'i Jehovah nananatra ny Isiraely sy ny Joda hoe: Mialà amin'ny lalanareo ratsy, ary tandremo ny lalàko sy ny didiko, araka ny lalàna rehetra izay nandidiako ny razanareo sy izay nanirahako ny mpaminany mpanompoko ho aminareo".  II Mpanjaka 17 : 6-13 (and.13)
Tohiny

"Izy nasandratry ny tanana ankavanan'Andriamanitra* ho Tompo sy Mpamonjy, hanome fibebahana sy famelan-keloka ho an'ny Isiraely". [*Na: nasandratra ho eo an-tanana ankavanan'Andriamanitra]  Asan'ny Apostoly 5 : 29-32 (and.31)
Tohiny