"Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia mazava; dia nisy mazava". Genesisy 1 : 1-5 (and.3)
Tohiny
"Fa an'i Jehovah ny fanjakana; ary manapaka amin'ny firenen-tsamy hafa Izy". Salamo 22 : 22-31 (and.28)
Tohiny
"Amin'izany andro izany, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, dia horaisiko ianao, ry Zerobabela mpanompoko, zanak'i Sealtiela, hoy Jehovah, ka hataoko toy ny fanombohan-kase ianao; fa efa nifidy anao Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro". Hagay 2 : 20-23 (and.23)
Tohiny
"Endrey ny halalin'ny haren'Andriamanitra sy ny fahendreny ary ny fahalalany! ny fitsarany tsy hita lany, ary ny lalany tsy azo fantarina! ". Romana 11 : 33-36 (and.33)
Tohiny



