Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Mifalia indrindra, ry Ziona zanakavavy; Manaova feo fifaliana, ry Jerosalema zanakavavy; Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao; Marina Izy sady manam-pamonjena, Malemy fanahy sady mitaingina boriky Dia zana-boriky tanora".  Zakaria 9 : 9-11 (and.9)
Tohiny

"Mahatoky ka tokony hekena amin'ny fankasitrahana rehetra izao teny izao: tonga tety ambonin'ny tany Kristy Jesoa hamonjy ny mpanota, ary amin'ireny izaho no lohany". I Timoty 1 : 12-16 (and.15)
Tohiny

"Fa araka ny fitsarana ataonareo no hitsarana anareo; ary araka ny ohatra ataonareo no hanoharana ho anareo". Matio 7 : 1-5 (and.2)
Tohiny

"Mba ho araka ny voasoratra hoe: Izay mirehareha, aoka Jehovah no ho reharehany (Jeremia 9:23). I Korintiana 1 : 21-31 (and.31)
Tohiny