"Ary Ozia mpanjaka dia boka ambara-pahafatiny ka nitoetra tao an-trano mitokana, satria tsy nahazo niditra tao an-tranon'i Jehovah intsony izy. Ka dia Jotama zanany no nanapaka tao an-dapa sady nitsara ny vahoaka". II Tantara 26 : 21
Tohiny
"Ary hoy Izy taminy: Andeha, sasao ny masonao any amin'ny farihy Siloama (izay atao hoe, raha adika, Nirahina). Dia lasa izy ka nanasa, dia niverina nahiratra". Jaona 9 : 7
Tohiny
"Famantarana ny fitsarana marin'Andriamanitra izany — mba hatao ho miendrika ny fanjakan'Andriamanitra ianareo, sady izany koa no iaretanareo". II Tesaloniana 1 : 5
Tohiny
"Dia hoy Izy: Ny Tavako no handeha, dia hanome anao fitsaharana Aho". Eksodosy 33 : 14
Tohiny



