Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Anio no andidian'i Jehovah Andriamanitrao anao hanaraka ireo didy sy fitsipika ireo; koa tandremo sy araho amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ireo". Deoteronomia 26 : 16
Tohiny

"Aoka tsy hiala amin'ny vavanao ity bokin'ny lalàna ity, fa saintsaino andro aman'alina, hitandremanao hanao araka izay rehetra voasoratra eo; ary amin'izany dia hahalavorary ny lalanao ianao sady hambinina"*. [*Na: ho hita ho hendry] Josoa 1 : 8
Tohiny

"Ary hoy koa Izy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy mpaminany izay ankasitrahana ao amin'ny taniny". Lioka 4 : 24
Tohiny

"Ianao, Tomponay sy Andriamanitray, no miendrika handray ny voninahitra sy ny haja ary ny hery; Fa Ianao no nahary ny zavatra rehetra, Ary noho ny sitraponao no nahanisy sy nahary azy". Apokalypsy 4 : 11
Tohiny