"Fa izao no nandidian'ny Tompo anay: Efa nanendry Anao ho fahazavan'ny jentilisa Aho, Mba ho famonjena hatrany amin'ny faran'ny tany Ianao (Isaia 49:6)". Asan'ny Apostoly 13 : 47
Tohiny
"Ary tamin'izany andro izany dia nanomboka nitori-teny Jesoa ka nanao hoe: Mibebaha ianareo, fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra". Matio 4 : 17
Tohiny
"Ary, indro, nisy anjelin'ny Tompo tonga teo, sady nisy mazava namirapiratra tao an-trano; ary izy nanohina ny tehezan'i Petera, dia namoha azy ka nanao hoe: Mitsangàna faingana. Dia niala tamin'ny tanany ny gadra". Asan'ny Apostoly 12 : 7
Tohiny
"Nisy lehilahy nirahin'Andriamanitra, Jaona no anarany. Izy tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava, mba hinoan'ny olona rehetra noho ny teniny. Tsy izy anefa no Ilay Mazava, fa tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava ihany izy". Jaona 1 : 6 - 8
Tohiny



