"Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko. Jehovah Andriamanitro o, lehibe indrindra Ianao, Famirapiratana sy voninahitra no fitafinao". Salamo 104 : 1-5 (and.1)
Tohiny
"Ary hampodiko ny Isiraely avy amin'ny fahababoana, dia hanangana ny tanàna efa rava izy ka honina ao, ary hanao tanim-boaloboka izy ka hisotro ny divay avy aminy; Hanao saha koa izy ka hihinana ny vokatra". Amosa 9 : 12-15 (and. 14)
Tohiny
"Izao no lazain'i Jehovah: Ny lanitra no seza fiandrianako, Ary ny tany no fitoeran-tongotro; Trano manao ahoana no hataonareo ho Ahy? Ary fitoerana manao ahoana no ho fitsaharako ? Fa izao zavatra izao no nataon'ny tanako. Ka dia ary izao rehetra izao, hoy Jehovah; Nefa izao no olona hotsinjoviko, Dia izay malahelo sy torotoro fanahy…
Tohiny
"Fa tao aminy no nahariana ny zavatra rehetra any an-danitra sy ety ambonin'ny tany, dia ny hita sy ny tsy hita, na fiandrianana*, na fanjakana, na fanapahana, na fahefana, Izy no nahariana ny zavatra rehetra, sady ho Azy izany". [*Grika: seza fiandrianana] Kolosiana 1 : 15-20 (and.16)
Tohiny



