"Ary Jesoa dia onena azy ka naninjitra ny tanany, dia nanendry azy ka nanao taminy hoe: Mety Aho; madiova ianao". — Marka 1 : 40-45 (and.41)
Tohiny
"Fa ampifalinao amin'ny nataonao aho Jehovah o; Ny asan'ny tananao no hihobiako". Salamo 92 : 1-6 (and.4)
Tohiny
"Jehovah o, ampivereno aminao izahay, mba hiverenanay; Havaozy ho toy ny fahiny ny andronay". Fitomaniana 5 : 19-22 (and.21)
Tohiny
"Koa mifaneke heloka ianareo, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo. Ny fiàsan'ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra". Jakoba 5 : 13-18 (and.16)
Tohiny



