Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa raha fantatrareo izay hevitry ny teny hoe: Famindram-po no sitrako, fa tsy fanatitra alatsa-drà (Hosea 6:6), dia tsy mba nanameloka ny tsy manan-tsiny ianareo". Matio 12 : 7
Tohiny

"Fa, indro, Izaho efa hanisy fanahy ao anatiny, ary hahare siosio izy ka hiverina ho any amin'ny taniny, dia hataoko lavon-tsabatra any an-taniny izy". II Mpanjaka 19 : 7
Tohiny

"Aza matahotra azy ianao; fa Jehovah Andriamanitrao no eo aminao, dia Andriamanitra lehibe sy mahatahotra". Deoteronomia 7 : 21
Tohiny

"Fa namonjy anay tamin'ny fahavalonay Ianao, ary ny nankahala anay dia nataonao menatra". Salamo 44 : 7
Tohiny