Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary rehefa voasambotra Jaona, dia nankany Galilia Jesoa nitory ny filazantsaran'Andriamanitra ka nanao hoe: Efa tonga ny fotoana, ka efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra; mibebaha ianareo ka minoa ny filazantsara". Marka 1 : 14 - 15
Tohiny

"Koa mibebaha amin'izao haratsianao izao, ka mangataha amin'ny Tompo, andrao mba havelany izay noheverin'ny fonao".  Asan'ny Apostoly 8 : 18-24 (and.22)
Tohiny

"Mitondrà teny ianareo, eny, miverena amin'i Jehovah, ka manaova aminy hoe: Mamelà ny heloka rehetra, ary raiso izay tsara, ka dia haterinay* ho fanatitra** ny molotray". [*Hebreo: haloanay] [**Hebreo: vantotr'ombilahy] — Hosea 14 : 2-4 (and.3)
Tohiny

"Ary mba hotorina amin'ny anarany ny fibebahana sy ny famelan-keloka amin'ny firenena rehetra, manomboka eto Jerosalema".  Lioka 24 : 44-53 (and.47)
Tohiny