Archives de la catégorie: Fampianarana

ireo fampianarana sy toriteny isan-karazany

02 Desambra 2019 – 08 Desambra 2019

« Ary ny Tompon'ny fiadanana anie hanome anareo fiadanana…». 2 Tesaloniana 3 :16a Tompon’ny fiadanana. Manambara ny tenany Andriamanitra, ho « Tompon’ny fiadanana ». Raha Tompon’ny fiadanana Izy aminao, dia angataho fiadanana ho anao. Azy ny fiadanana. Ary Azy irery izany. Raha hangataka na hitady any amin’ny hafa ianao, tsy hahazo fiadanana. Ka angataho amin’ny…
Tohiny

25 NOVAMBRA 2019 – 01 DESAMBRA 2019

"Fa, indro, avy ny andro, mandoro toy na fatana fandoroana izy". Mal.3.19 Fatana fandoroana Ao anatin’ny sokajy inona ianao? Ao anatin’ny olona nantsoin’Andriamanitra ho olon-tiany, Ao anatin’ny olona kasainy hofongarana?
Tohiny

11 NOVAMBRA 2019 – 24 NOVAMBRA 2019

« Mitandrema, miambena, ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hihavian'ny fotoana ». Marka 13 :33 Zavatra 3 no asaina ataontsika eo am-piandrasana izay hihavian’ny fotoana : Mitandrema Tandremo isan’andro isan’andro ny anatra/ny hafatra. Jereo izay tokony ampiana, jereo izay tokony esorina ao amin’ny fiainanao. Jereo izay mbola tokony ho volena, jereo izay tsy tokony hisy ao amin’ny fanompoanao. Miambena…
Tohiny