Archives de la catégorie: Mpanandratra tehina

Mpanandratra tehina

AO ANATINAREO JESOA KRISTY

« Diniho ny tenanareo, na mitoetra amin'ny finoana ianareo, na tsia; izahao toetra ny tenanareo. Moa tsy fantatrareo va ny amin'ny tenanareo, fa ao anatinareo Jesoa Kristy, raha tsy olona nolavina ianareo ? » 2 Korintiana 13 :5 Ny fahamarinana hosainintsika sy handinihantsika tena dia ilay filazana eo an-tenantenan’ny and.5 io hoe : « ao anatinareo Jesoa Kristy ». Ao anatinareo Jesoa…
Tohiny

MISEHOA HO LEHILAHY

« Ary rehefa antomotra ny andro hahafatesan'i Davida, dia nandidy an'i Solomona zananilahy izy hoe: Izaho efa handeha amin'ny lalan-kalehan'ny tany rehetra; koa mahereza ianao, ary misehoa ho lehilahy ». 1 Mpanjaka 2 :1-2 MISEHOA HO LEHILAHY Ny ampitain’i Davida amin’i Solomona zanany dia hoe : Misehoa ho lehilahy. Hoy ny 1 Korintiana 16 :13 : « Miambena ianareo, tomoera tsara amin'ny finoana, aoka…
Tohiny

OLON-KANDALO ISIKA

« Ary rehefa antomotra ny andro hahafatesan'i Davida, dia nandidy an'i Solomona zananilahy izy hoe: Izaho efa handeha amin'ny lalan-kalehan'ny tany rehetra; koa mahereza ianao, ary misehoa ho lehilahy ». 1 Mpanjaka 2 :1-2 OLON-KANDALO ISIKA Mananatra ny zanany i Davida dia mampita aminy zavatra essentiel : olon-kandalo isika. Izay no lazain’i Davida amin’i Solomona eo amin’ny and.2 hoe : « handeha…
Tohiny

MPINO NIANATRA AN’I KRISTY VE IANAO ?

Efesiana 4 :20-21 : « Fa ianareo kosa, dia tsy mba toy izany no nianaranareo an'i Kristy, raha Izy tokoa no renareo ka tao aminy no nampianarana anareo, araka ny fahamarinana izay ao amin'i Jesoa ». Miresaka amintsika ny Tompo eto, dia amintsika izay lazaina hoe « nianatra an’i Kristy ». Izay ilay and.20. MPINO NIANATRA AN’I KRISTY VE IANAO ? Mino aho…
Tohiny