"Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely mba hitondra fanatitra ho Ahy izy; dia avy amin'ny olona rehetra izay amporisihin'ny fony no handraisanareo ny fanatitra ho Ahy. Ary izao no fanatitra izay horaisinareo aminy: volamena sy volafotsy sy varahina". Eksodosy 25:1-3 ANDRIAMANITRA MANGATAKA ANTSIKA FIANGONANA MBA HITONDRA FANATITRA HO AZY Amin'ity…
Tohiny
JEHOVAH MAMPODY FIADANANA
« Ary Jehovah nampody ny fiadanan’ i Joba, raha nivavaka ho an’ ny sakaizany izy, ka dia nanome azy indroa toraka izay nananany fahiny Izy ». Joba 42 :10 Ary Jehovah nampody ny fiadanan’ i Joba, raha nivavaka ho an’ ny sakaizany izy. Eto ry havana i Joba mampiseho toe-po volamena : vavaka ho an’ny olona izay hoe fatra-panakiana ;…
Tohiny
TIAN’ANDRIAMANITRA IANAO HO MPANOMPO ANKASITRAHANY KA HENOINY VAVAKA
« Koa ankehitriny makà vantotr'ombilahy fito sy ondrilahy fito ho anareo, ary mankanesa ao amin'i Joba mpanompoko, ka manatera fanatitra dorana ho anareo; ary Joba mpanompoko no hifona ho anareo, fa izy no hankasitrahako, fandrao hamaly anareo araka ny fahadalanareo Aho, satria tsy marina tahaka ny filàzan'i Joba mpanompoko ny filàzanareo Ahy ». Joba 42 :8 Ry havana,…
Tohiny
SAO DIA DISO FILAZA AN’ANDRIAMANITRA ISIKA?
« Ary rehefa voalazan'i Jehovah tamin'i Joba izany teny izany, dia hoy koa Izy tamin'i Elifaza Temanita: Mirehitra aminao sy ny sakaizanao roa lahy ny fahatezerako satria tsy mba marina tahaka ny filàzan'i Joba mpanompoko ny filàzanareo Ahy ». Joba 42 :7 Mampandinin-tena antsika ny Tompo ry havana sao dia hoe diso filaza an’Andriamanitra isika. SAO DIA DISO FILAZA AN’ANDRIAMANITRA…
Tohiny