« Moa Andriamanitra ety akaiky ihany va Aho? hoy Jehovah. Fa tsy Andriamanitra any lavitra any koa? ». Jeremia 23 :23 Mifandahatra amin’ny mpaminany sandoka i Jeremia eto ; ny mpaminany sandoka dia tahaka ny mpanompo sampy, milaza hoe Andriamanitra dia voafetra amina toerana na amina faritra anankiray. Tsia ! Tsia ! Tsy tahak’izany Andriamanitra…
Tohiny
FANTARO NY HERIN’ANDRIAMANITRA MANOVA
« Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mety hofitahina ianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin'olona sy ny sodomita sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny dia tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra.…
Tohiny
RESAKA “MIKOROSY FAHANA”
« Ary ankehitriny dia kilema aminareo ny anananareo ady amin'ny namanareo. Nahoana no tsy aleo mandefitra ny tsy rariny aza ianareo? Nahoana no tsy aleo maharitra hambakaina aza ianareo? Kanjo ianareo indray no manao izay tsy marina ka manambaka na dia ny rahalahinareo aza ». 1 Korintiana 6 :7-8 Ny dikan-teny DIEM amin’ilay and.7 manao…
Tohiny
AZA MANAO IZAY MAHAMENATRA – AZA MANAMBANY TENA
« Misy aminareo va, raha manana ady amin'ny namany, sahy handeha hotsarain'ny olona tsy marina, fa tsy eo anatrehan'ny olona masina? Sa tsy fantatrareo fa ny olona masina dia hitsara izao tontolo izao? Ary raha hitsara izao tontolo izao ianareo, moa tsy miendrika hitsara izay zavatra madinika indrindra va ianareo? Tsy fantatrareo va fa hitsara…
Tohiny