« Fa izay teny homena anareo amin'izany ora izany no holazainareo ». Marka 13 :11b Ny teny omena, iray izay, no lazaina. Mandray dia mizara, milaza. Azo oharina amin’ireny hoe oreillette izay ataon’ny mpihira sasany rehefa mahazo taona izy, la oreillette ataon’ny journaliste sasany, hitantsika amin’ny télé izany : misy olona milaza aminy na mampatsiahy…
Tohiny
RESAKA FAHENDRENA
« Izany fahendrena izany dia tsy ny avy any ambony, fa araka ny ety an-tany ihany, araka ny nofo, araka ny an'ny demonia ». Jakoba 3 :15 Ny programan’Andriamanitra ho ahy sy ho anao ry havana dia ny ho hendry. Tiany isika ho hendry. Ary raha ny faniriako koa, indrindra izaho Pasitera, kristiana, zandrikelin’i Jesoa,…
Tohiny
RESAKA ASA SOA
Nehemia 5 :19 : « Tsarovy aho ka hasoavy, ry Andriamanitro o, araka izay rehetra nataoko ho an'ity firenena ity ». Araka ny hevitrao, HO TSAROAN’ANDRIAMANITRA VE NY ASA SOA NATAONAO ? Ho tsaroany izany arakarak’izay hoe motivation anao. Rehefa manisy soa olona ve ianao dia hoe miandry takalony, miandry setriny ? Ary raha ohatra…
Tohiny
RESAKA HAZO MAINA
Isaia 56 :3b DIEM : "Ary aoka ny eonoka tsy hanao anakampo hoe: "Indro efa hazo maina aho." "Indro efa hazo maina aho." Alaim-panahy ny eonoka hanao hoe : « hazo maina aho » satria tsy niteraka izy. Fa sao dia ianao ilay hazo maina, satria mba niteraka ihany, fa tsy nitaiza ny zanakao ho…
Tohiny