Archives de la catégorie: Cellule du lundi

Cellule du lundi

FANTATRAO VE NY LAKLEN’NY FAHOMBIAZANA?

« Ary rehefa nataony izany, dia nahazo hazandrano be dia be izy, ka efa nisy triatra ny haratony ». Lioka 5 :6 FANTATRAO VE RY HAVANA NY LAKLEN’NY FAHOMBIAZANA ? Fantatrao ve ny le laklen’ny fahombiazana ? Raha anontaniana ianao izao : inona no laklen’ny fahombiazana ? Dia mety hanao izao isika ohatran’ny eo amin’ny…
Tohiny

FANTARO FA TENIN’NY FAHASOAVANA NY BAIBOLY

« Ary ankehitriny izaho manolotra anareo ho amin'Andriamanitra sy ho amin'ny tenin'ny fahasoavany, izay mahay mampandroso sy manome lova anareo eo amin'izay rehetra nohamasinina ». Asan’ny Apostoly 20 :32 Fantaro ry havana, fa ity Baiboly ity, ity Soratra Masina ity dia lazaina hoe « TENIN’NY FAHASOAVANY ». Ity Asan’ny Apostoly 20 ity dia lazaina hoe…
Tohiny

RESAKA JIOLAHY

« Ary niditra teo an-kianjan'ny tempoly Jesoa, dia nandroaka izay nivarotra ». Lioka 19 : 45 Ilay fanontaniana ry havana dia izao : raha mandinika ny fiainanao Jesoa, sao dia mahita jiolahy tiany horoahina Izy ? Sao dia misy jiolahy ao amin’ny tempolin’ny fiainanao tian’i Jesoa horoahina ? Ilay matoanteny hoe « Mandroaka » eto dia ilay matoanteny fampiasan’i Jesoa rehefa mandroaka devoly…
Tohiny

FIAINANA MANJOKO ARA-PANAHY

« Dia nametraka ny tànany taminy Izy; ary niaraka tamin’ izay dia nitraka ravehivavy sady nankalaza an’ Andriamanitra ». Lioka 13 :13 Ry havana, hitantsika ny tantaran’io vehivavy io : nanjoko izy, tsy afaka nitraka ; dia inona ny zavatra hitany nandritra ny 18 taona ? Ny tany, ny loton’ny tany. Misy olona ry havana tsy manjoko ara-batana, fa manjoko ara-panahy.…
Tohiny